Entrée safatsiroa (isa, fa, tsy, roa)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana mihoatra noho ny hafa: Safatsiroa ny hakingan' ilay olona nandeha teo ambony tady [Rajemisa 1985]
Définition française incomparable, unique, sans égal [Abinal 1888]
Autres orthographes 
Citations 

2013/11/03