Entrée sabodika
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanakorontanana, fikorontanana; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika sy hampifandiso amin' izay tena izy sy marina; fifandisoana sy fifangaroan' ny teny sy ny zavatra atao [1.1]
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31