|
|
|
|

Teny iditra1  manasabodika
Fototeny  2 sabodika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampifangaro na mampifandiso ny teny na ny zavatra atao, manasaritaka, manodinkodina amin' ny teny na fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12