|
|
|
|

Teny iditra1  fanasabodehana
Fototeny  2 sabodika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampifangaroana na fampifandisoana ny teny na ny zavatra atao; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12