|
|
|
|

Teny iditra1  rovi-damba ririnina
Singan-teny  2 rovitra, 3 lamba, 4 ririnina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza fahoriana faran' izay mafy, satria ny ririnina efa mangatsiaka ary amin' io indray no rovi-damba [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11