|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rojo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 firavaka iambozonana [Sihanaka] [1.78]
4 Masom-by na varahina na volafotsy na volamena mitohitohy ka zary fehy, hitanana mpangalatra na hiambozonan-javatra na hatao haingo: Tapaka ny rojom-pamantaranandroko ~ Rojo vy ~ Rojo vola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a chain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 chaîne [1.8]
Ohatra  7  rojo volamena saro-bidy iny. [2.499]
8  Hoy izy sady nanaisotra ny rojo volamena niambozonany. [2.471]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  11 Randzavola: rojo ao amin' ny Baiboly (=> ravaka)

Teny iditra (2/2)12  rojo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Karazam-bary lava madio ny voany: Vary rojo fotsy ~ Vary rojo mena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 (toute l'île). Nom des variétés de riz, Oryza sativa L. (Poaceae) à grain gros et court, à glume pourvue d'une forte arête. On distingue le rojo fotsy à périsperme blanc ; et le rojo mena, à périsperme rouge. [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 6 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  19 joro, rojo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17