Entrée | roaka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan' ny tena Fampialana handeha Fanosehana handeha hihataka: Nataony roaka alika aho, sanatria [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | A driving away [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Action de chasser, de pousser devant soi [1.8] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Anagrammes | akaro, akora, karao, koara, oraka, raoka, roaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |