|
|
|
|

Teny iditra1  fandroahana
Fototeny  2 roaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika
5 Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the act of driving out or away [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 action d'expulser [1.8]

Fivaditsoratra  8 fahandroana, 9 fandarohana, 10 fandrahoana, fandroahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12