Entrée ririnin-dasa tsy tsaroana (ririnina, lasa, tsiaro)
Partie du discours locution
Explications en malgache mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31