|
|
|
|

Teny iditra1  renivola
Singan-teny  2 reny, 3 vola
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola
6 Vola ampiasaina hahazoana tombony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 capital set out at interest; the principal lent out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 capitaux investis ou prêtés; le capital [1.8]
Ohatra  9  Ny Fanjakana no miantoka ny fiarovana ny renivola sy ny fampiasam-bola hamokarana. [1.320#]
Voambolana  10  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Fivaditsoratra  11 Narivelo, 12 renivola, 13 velirano, 14 vely rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11