Entrée renifeo (reny, feo)
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana omena ny renisoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany efatra lehibe ny renifeo: ny renifeo tsotra (b, d...), ny renifeo sosona mikasaoka (tr, dr...), ny renifeo sosona kentsona (nt, mp, nd...), ny renifeo kambana (ohatra l sy n amin' ny hoe olona, izay tononina hoe "oll") [Rajemisa 1985]
 feo anononana ny renisoratra [SLP 1986]
Définition française consonne [SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2011/11/24