|
|
|
|

Teny iditra1  refy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny)
4 Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire [1.8]
7 dimension, mesure; cote [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  19  Toerana
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 61 amin' io teny io
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 fery, refy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17