Entrée mandrefy (refy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray
Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. [1.1]
Exemples 
1Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika. [1.369]
2Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany. [2.424]
Morphologie 
Présent : mandrefy
Passé : nandrefy
Futur : handrefy
Impératif : mandrefesa
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/09/08