|
|
|
|

Teny iditra1  raviravy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Rozaroza, fihantonan-javatra miramborambo; enti-milaza koa ny fanolikolena na fampanantenana zavatra entina hitaomana olona [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  22  mihantona, 23  mikiramborambo, 24  mikiraviravy, 25  mikirazorazo, 26  mikirombaromba, 27  mikirozaroza, 28  mikivilivily, 29  miramborambo, 30  mirazorazo, 31  mirozaroza, 32  misahondrahondra, 33  mitarozaka, 34  mitarozaroza
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  raviravy, 36 varivary, 37 viravira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02