|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raviravezana |
| Fototeny | 2 raviravy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza izay asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Noraviravezana sabatra ny lohany ka tsy nahita tory izy na dia indray mipy maso aza
5 Enti-milaza ny olona tiana hotaomina, amin' ny fampisehoana vola aminy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|