|
|
|
|

Teny iditra1  raviravio
Fototeny  2 raviravy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana raviravezo [Fitanisana]
Ohatra  4  Koa raviravio ange ny tanan'ialahy fa ataon'ialahy ho lasa ny mamba! [2.298]
Tovy hevitra  5 raviravezo

Fivaditsoratra  raviravio, 6 varivario

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10