|
|
|
|

Teny iditra1  mirozaroza
Fototeny  2 rozaroza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miraviravy misy miromborombo betsaka
5 Miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo, mirozaka [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 mirazorazo, mirozaroza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12