Entrée ravindamba
Mots élémentaires ravina ; lamba
Partie du discours nom
Explications en malgache Lamba jerena amin' ny maha-fitambaran' ny kofehy -- tenany sy fahany -- mifampidipiditra: Aleo mividy ravindamba dia mampanjaitra izany ho akanjo, toy izay mividy akanjo efa vita [1.1]
Explications en anglais Piece goods [1.7]
Explications en français Pièce de tissus [1.8]
Exemples 
1Raha tsy ireo olomahay ireo dia tsy ho nisy, na ny jiro manazava antsika amin' ny alina na ny ravindamba maro dia maro anaovan-tsika fitafiana. [2.332]
2Afa-tsy ny fitafiana izay matetika mbola ravindamba vita teto an-toerana ihany koa, dia vokatry ny tany avokoa ireo rehetra ireo, ka vola tsy hivoaka an'i Madagasikara ny vo)a nividianana azy. [2.503]

Mis à jour le 2023/07/13