Entrée raondriana
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin' ny ankehitriny hoe "tompokolahy" [1.1]
Explications en anglais [ondriana for andriana, a prince.] An appellation of respect. [1.2]
Explications en français Monsieur [1.3]
Exemples 
1Hoy ny teny an'avona nataon-dravehivavy
miala miesora raondriana mpihambo tsy tompony
[2.131]
2Na ny rado na ny voahangy, mora very, Raondriana; [2.1022]
3Raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady? [2.996]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : raondriana, raondriako

Entrée raondriana
Partie du discours nom
Explications en français Nom des Orchidées d'après les forestiers malgaches. Voir * la brochure sur les espèces protégées : « Zava-boahary Malagasy », 1978. [1.196]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31