|
|
|
|

Teny iditra1  raondriako
Sokajin-teny  2  anarana raondriana sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay  3 mon cher monsieur [1.3]
Ohatra  4  Voalohany indrindra, raondriako: indreo ny vadiko aman-janako. [2.298]
5  Izaho, raondriako, no teraky ny ampy, zafin' ny mpanarivo [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12