|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranovisy |
| Singan-teny | 2 rano, 3 Visy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Rano miboiboika avy any anaty tany manasitrana aretina sasantsasany toy ny aretin' aty: Eto Madagasikara, dia ao Antsirabe no misy ranovisy
[1.1] |
| Ohatra |
6 ny rano mafana filomana, ny rano visy fisotro.
[2.59#339]
7 Hanara-dohasaha any anatin'ny vondrona sy ny ranovisy any ny roa lahy amintsika, ndrao misy misitrika any ny zaza amim-behivavy, fa ny roa lahy kosa hanaraka ny tanety, ka hitazana izay alehan'ny olona. [2.324] |
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 9 rano visy |
| Fivaditsoratra | ranovisy, 10 vosirina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|