Entrée rano tsilany (rano, tsilany)
Partie du discours locution
Explications en malgache lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy
¶ (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [Rajemisa 1985]
Analogues  antsitrika ~ tsikaroka ~ tsipy sandry

Mis à jour le 2020/07/31