Entrée rano trambo
Mots élémentaires rano ; trambo
Partie du discours locution
Explications en malgache Rano mitombo vetivety noho ny fiavian' ny ranonorana, nefa dia mora mihena ao anatin' ny fotoana fohy koa [1.1]
Exemples Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy; [2.996]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/01