Entrée ranon-dolana
Mots élémentaires rano ; lolana
Partie du discours nom
Explications en malgache Ranona hontsam-bilia, ranon' ozan-dovia, rano avy amin' ny nanasana lovia, vilany [1.1]
 Rano maloto avy nampiasaina tamin'ny fikarakarana sakafo [1.13]
Explications en français Eaux usées [1.13]
Exemples Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [2.470]

Mis à jour le 2023/01/01