Entrée ranom-pototra (rano, fototra)
Partie du discours expression
Définition malgache ny faikafaikany sisa avy amin' ny fanasitiliana ny ranom-pary voalohany izay mbola afangaro indray amin' ny ranom-pary hositiliana fanindroany [Rajemisa 1985]
Définition française résidu du vesou apràs une premiàre distillation, qu'on mêle à une seconde distillation [Abinal 1888]

2010/01/28