|
|
|
|

Teny iditra1 ranomody
Singan-teny  2rano, 3mody
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Rano mitambolimbolina amin' ny renirano ka mety hahafaty ny olona milomano voasangodina ao anatiny. [1.1]
6rano miherina. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [rano mody] 7A whirlpool, an eddy of water.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8eau tourbillonante. [1.13]

Fivaditsoratra  9 amondroy, 10 mirodòna, mirodona, 11 ranomody

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05