|
|
|
|

Entrée1  ranomasimbe
Mots élémentaires  2  rano, 3  masina, 4  be
Partie du discours  5  nom
Exemples  6  Ny lalana faharoa izay sarotra inoana dia ny lalana mamakivaky miankandrefana ny ranomasimbe indiana, ranobe mangeniheny enina arivo kilaometatra ! [2.508]
7  Niondrana tao Toamasina izahay nentin'ny sambo Leconte de Lisie namakivaky ny ranomasimbe. [2.356]
8  Ka hataonao inona anefa ireo hazandrano ireo, hoy Ikemba, no dia nanaovanao vy very ny ainao teny an-dranomasimbe teny? [2.499]
Vocabulaire  9  Géographie: (en général)
Synonymes  10  bambandrano, bambandranobe, bambandranomasina

Mis à jour le 2025/10/11