|
|
|
|

Teny iditra1 ranomamy
Singan-teny  2rano, 3mamy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Rano avy amin' ny loharano (ampiasaina indrindra raha miteny mifanohitra amin' ny ranomasina): Trondron-dranomamy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6eau douce. [1.13]

Fivaditsoratra  7 mamorina, 8 manamory, 9 ranomamy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12