|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rano dikain' ny zinga |
| Singan-teny | 2 rano, 3 dikaina, 4 zinga |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 fomba tsy manaraka ny ambaratongam-pitondrana raha misy zavatra angatahina, fa avy hatrany dia any amin' ny manam-pahefana ambony.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|