Entrée | ranga maso | |
Mots élémentaires | ranga ; maso | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1] | |
Explications en français | Qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3] | |
Exemples | Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa;
[2.472] | |
Synonymes | ranga sofina | |
Anagrammes | ngara maso, ranga maso |
Mis à jour le 2023/08/07 |