Entrée ranadahy (ry, anadahy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana anajan' ny vehivavy ny lehilahy iray tain-po aminy: Miandry andranadahy eto aho fa ho avy hitsidika aty, hono, izy
¶ Iantsoana ny vadin' ny zaobavin' ny tena koa [Rajemisa 1985]
Explications en anglais an appellation of respect used by a sister in addressing her brother, or by a woman in addressing any other man than her father, husband, or son. See Anadahy [Richardson 1885]
 brother, a respectful term of address used by woman [Hallanger 1973]
Explications en français frère, titre respectueux employé par une femme [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples 
1Nahoana kosa izato ranadahy, no toa lasalasa vinany? [Rajaonarivelo: Bina]
2ny mitovy taona mifanao ranadahy sy ranabavy, ary ny mielanelana kely mifanao razoky sy razandry. [Rahajarizafy: Filozofia]

Mis à jour le 2021/07/22