Entrée ranabavy (ry, anabavy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana anajan' ny lehilahy ny vehivavy iray tampo aminy: Aoka re, ranabavy, aza misahirana mahandro vary ho ahy amin' izao elanelam-potoana izao ianao
¶ Ilazana koa ny vadin' ny zaodahy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais an appellation of respect used by a brother in addressing any woman other than his mother, wife, or daughter. See anabavy [Richardson 1885]
 sister a respectful term of address used by men [Hallanger 1973]
Explications en français soeur, titre respectueux employé par un homme [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples 
1Izahay kosa tsy hanadino anao, ranabavy malala, hoy Bina. [Rajaonarivelo: Bina]
2Hitako fa manana anaka Ranabavy, hoy aho, saingy ahoana no ahafantaran'ise fa ho lahy ny zanakareo? [Andriamalala: Fasana, page 6]

Mis à jour le 2021/07/22