Entrée (1/2) | 1 rakotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 takotra, sarona [Sihanaka, Tanala]
[1.78] 4 Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana Sarona Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady [1.1] |
Explications en anglais |
5 a cover of any kind. See Takotra. [1.2] 6 a cover [1.7] |
Explications en français |
7 couvercle, ce qui couvre [1.8] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 24 3 combinaisons de ce mot |
Entrée (2/2) | 25 rakotra |
Partie du discours | 26 verbe passif |
Explications en français |
27 couvert [1.8] |
Exemples |
28 rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra:
[2.472]
|
Anagrammes | 29 rakotra, 30 rotraka |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |