|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrakotra |
| Fototeny | 2 rakotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to cover, to shelter.
[1.2] 6 to cover [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 couvrir
[1.8] |
| Ohatra |
8 Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 fampiharana mandrakotra |
| Fivaditsoratra | mandrakotra, 14 mandrokatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|