|
|
|
|

Teny iditra1  rahateo
Singan-teny  2 raha, 3 t~, 4 eo
Sokajin-teny  5  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 Mitovy hevitra amin' ny hoe "efa" sady fampiasa mifamaly aminy matetika: Efa tonga rahateo izy ka tsy ilaina hantsoina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 already [1.2, 1.7]
8 heretofore, beforehand [1.2]
9 in advance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 déjà [1.3, 1.8]
11 auparavant [1.3]
12 à l'avance [1.3]
13 d'avance [1.8]
Ohatra  14  Tao rahateo koa no nihinanana. [2.472]
15  Ny fahoriam-piainana manaikitra rahateo. [2.470]
Voambolana  16  Fotoana

Fivaditsoratra  17 ahareto, 18 aretaho, rahateo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17