|
|
|
|

Teny iditra1  raha jaka dia jaka tokoa
Singan-teny  2 raha, 3 jaka, 4 tokoa
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 teny atao rehefa manolotra ny jakam-pandroana ka entina miala tsiny amin' ny hakelin' ny zavatra atolotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12