|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pilina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanafody miendri-boananana kely natao hatelina avy hatrany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a pill
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 pilule
[1.8] 6 (de l'anglais : pill). Pilule [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
7 Raha hivatsy pilina moa, aiza no hitehirizana azy!
[2.472]
8 Haron-kely misy ny mofon' ny ankizy sy fanafody pilina sy ranony no teo anilan-dRasoa. [2.470] |
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 pañily, pilina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|