Teny iditra |
penjy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
penjy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' ahitra fanao satroka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(de penjy : action de prendre à pleine main en serrant fortement). Nom cité par Malzac.
Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Utilisé en sparterie pour les chapeaux, nattes, soubiques et sacs d'emballage.
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Lepironia mucronata |
Ohatra |
1 | Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy.
[2.470]
|
2 | Somary efa zokinjokiny izy ireo, manao ambony sy ambany volontany, samy misatroka penjy ary samy mitafy lamba soga voloina, - Nahoana ny an' i Zandry no io no hohanina?
[2.4]
|
|
|