|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  penina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vy kely fanoratana amin' ny ranomainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a pen [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 plume à écrire [1.8]
Ohatra  6  Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  Penina
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10 Peninnah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11 Peninna [2.996]
Voambolana  12  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  13 Toko sy andininy momba Penina

Fivaditsoratra  penina, Penina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21