|
|
|
|

Teny iditra1  paositra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antokon-draharaham-panjakana misahana ny fitondrana ny taratasy sy entana ifandefasan' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the mails, the postal service [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la poste [1.8]
Ohatra  6  Inona no nataon' Ingahirainy tao amin' ny paositra tao? [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12