|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 otrik' afo |
| Singan-teny | 2 otrika, 3 afo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Afo tehirizina ao anaty lavenona; afo miotrika na misarona ao anaty lavenona ka tsy maty
[1.1] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 fitoroka, otrik' afo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|