|
|
|
|

Teny iditra1  osa tanana
Singan-teny  2 osa, 3 tanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ireo izay tsy mba kinga na haingana rehefa manao zavatra, raharaha, fa miadaha sy milamina aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui travaille lentement avec ses mains [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12