|
|
|
|

Teny iditra1  ononina
Fototeny  2 onona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tonena, lefahana: Onony ny hatezerana ka aza avela ho tratran' ny andro maraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be condoled with, to be soothed. [1.2]
6 to be comforted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on calme, qu'on apaise [1.3]
8 qu'on console [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 anonony, 14 nonoina, ononina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17