|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  onony
Fototeny  2 onona
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fetra, antonony: Mahalala onony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 fit, suitable. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 convenable, de taille moyenne, d'un bon naturel; modération, tempérance: Mahalala onony io lehilahy io (C'est un homme modéré, tempérant) [1.3]
Ohatra  7  Fa hitadiavako ny onony hahalalany ny sitrapon'ialahy. [2.298#]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9  onony
Fototeny  10 onona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ononina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  12 nonoy, onony

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17