|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ondrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fandehanana na fampandehanana miampita amin'ny lakana na sambo; fandefana entana na zavatra ho eny am-pita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 embarquement [1.3, 1.5]
5 action d'embarquer [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)24  ondrana
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 Fahadonendrina, toetran' ny olona donendrina, taraiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  27 simplicité, imbécilité, bêtise
28 consanguinité qui empêche le mariage [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  37  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  38 anandro, 39 andrano, an-draño, 40 androna, Androna, androña, ondrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21