Entrée aondrana (ondrana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Alefa hiampita, amin' ny lakana na sambo: Akondro valo taonina no naondrana omaly [1.1]
Explications en anglais To be put on board, to be shipped, to be embarked. [1.2]
Morphologie 
Présent : aondrana, aondrako, aondranao, aondrany, aondrantsika, aondranay, aondranareo, aondran', aondran-, aondram-, aondra-
Passé : naondrana, naondrako, naondranao, naondrany, naondrantsika, naondranay, naondranareo, naondran', naondran-, naondram-, naondra-
Futur : haondrana, haondrako, haondranao, haondrany, haondrantsika, haondranay, haondranareo, haondran', haondran-, haondram-, haondra-
Impératif : aondrano
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20