|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanondranana
Fototeny  2 ondrana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandefasana olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na ny sambo [1.1]
Ohatra  5  Raha mbola variana nijery teo an-tokotanin-tsambo ny fanondranana entana [2.649#]

Teny iditra (2/2)6  fanondranana
Fototeny  7 ondrana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana [1.1]

Fivaditsoratra  10 fanandronana, fanondranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12