|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 omena |
| Fototeny | 2 ome |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Afoy: Omeko anao ity boky ity
5 Atolotra: Omeo ahy kely io antsy io 6 Tolorana: Omeo antsy kely aho handidiaho hena 7 Asiana: Omena tehamaina, daka 8 Tolorana (zavatra) hohanina, hosotroina: Omeo fanafody ny marary [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be given, to be presented.
[1.2] 10 to be given [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on donne, à qui on donne
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 Enoma, 20 Manoe, 21 menao, 22 Noema, omena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|