Entrée olo-mahay (olona, hay)
Partie du discours expression
Définition malgache olona be fahaizana noho ny fianarana vitany sy ny fikarohana nataony ka mety hahaforon-javatra na hampijoro foto-pampianarana [Rajemisa 1985]

2011/02/07