|
|
|
|

Teny iditra1  olam-pototra
Singan-teny  2 olana, 3 fototra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny vary naketsa ka maniry sady mahavokatra be dia be ny solofony sy ny sakeliny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 used in miolam-pototra [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12